- Sabotsy 03 Novambra 2012
Politique.Alain Ramaroson Tsy matahotra na hamoronana dosie aza
Nandritra ny nivahinianany tao amina fahitalavitra tsy miankina iray, teto an-drenivohitra ny alakamisy alina teo no nanambaran’i Alain Ramaroson, filohan’ny vaomieran’ny fandriampahalemana sy filaminana eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) fa tsy matahotra milaza ny marina izy, ary tsy azo tapenam-bava na ampanginina satria «tsy nangalatra na nanao trafikana boaderozy».
Hamaky ny tohiny
