Politique

Tanora MDM Natao fiaraha-mitantana mandra-paha


  • Alatsinainy 29 Oktobra 2012


 Tsy manana filoha tokana mpitantana hatreto ny fikambanana tanora MDM (Mientana ho an’ny Demokrasia eto Madagasika) na JMDM fa lasa natao fiaraha-mintantana izany taorian’ny nanendrena ny filoha am-perinasany, Atoa Amable André Benjamin ho filoha lefitry ny MDM foibe Faritanin’i Mahajanga. Any amin’ny volana janoary taona 2013, hoy izy raha tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana vao hisy ny fifidianana filoha vaovao. Tao anatin’izay andraikitra nosahanin’ity mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita ity izay dia nambarany fa nahavita nahatety ny Faritr’i Melaky izy teo anelanelan’ny fotoam-pivoriana ara-potoanan’ny Parlemantan’ny tetezamita teo iny, nanentana ny mpikambana MDM hiomankomana amin’ny fiatrehana ny fifidianana ho avy. Nomarihan’ny CT Amable André fa ny MDM dia handrotsaka kandidà any amin’ny fifidianana rehetra isan’ambaratonga.

Manohy 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT