- Talata 06 Novambra 2012
Politique.CT Razafindraibe Jean Claude Mahamenatra ny raharaham-pirenena ankehitriny
Mahamenatra ny raharaham-pirenena ankehitriny, araka ny fahitan’ny CT Razafindraibe Jean Claude, avy amin’ny MDM na Mientana ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara azy, raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety ny tenany nandritra ny fandalovany tao Vakinankaratra.
Hamaky ny tohiny
