• Alarobia 07 Novambra 2012
Politique.Ampela Manao Politika Nanao zaikabe voalohany ny tao Toamasina

I Toamasina no nanombohan’ny antoko “Ampela Manao Politika (AMP)” tarihan-dRtoa Brigitte Rasamoelina, ny zaikaben’ny antoko tarihany isam-paritra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Novambra 2012
Politique.Ankolafy Zafy Albert Nanenina nametraka an’i Beriziky ?

Mavitrika ny fandraisana anjaran’ny solontena avy amin’ny ankolafy Zafy Albert eny Magro Behoririka saika isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Novambra 2012
Politique.Antoko Maitso Miomana amin’ny fanarenam-pirenena

Resy lahatra ny rehetra fa ny fanatanterahana fifidianana ihany no hamoaka an’i Madagasikara amin’izao krizy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Novambra 2012
Politique.Tetibolan’ny fifidianana Hanaovana tsipaipaika isaky ny ministera

Fantatra izao fa sora-bola fotsiny ihany ilay 60 miliara Ariary nambaran’ny fitondrana tetezamita fa fandraisana anjarany amin’ny fanatanterahana ny fifidianana amin’ny 2013, fa saingy tsy voasoratra mazava ao amin’ny volavolan-dalàna momba ny tetibolam-panjakana 2013 izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Novambra 2012
Politique.CT Ankolafy Ravalomanana Nanohana an-dRavatomanga teny Tsimbazaza avokoa

Nipitrapitra toy ny kamboty tsy misy mpiahy omaly talata ny vahoaka tonga nanohy ny tolona mahazatra teny amin’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Novambra 2012
Politique.Fahatongavan’i Dada Dia samy miandry ny rehetra

Raha ny lalam-pifidianana nisy hatramin’izay teto amin’ny firenena dia tsy maintsy miaina enim-bolana eto an-tanindrazana ireo izay mikasa ny hirotsaka hofidiana amin’izany fifidianana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT