• Zoma 09 Novambra 2012
Politique.Elia Ravelomanantsoa “Tsy kandida aho”

Rtoa Elia Ravelomanantsoa, minisitry ny kolontsaina sy ny vakoka ao amin’ny governemantan’ny firaisam-pirenena sady filoha nasionalin’ny antoko Madagasikarantsika no vahinin’ny SOKELA anio. Maneho ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena ankapobeny, ny fifidianana ary koa ny laharampahamehana amin’ny departemanta sahaniny izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2012
Politique.Ambositra Tsy mahalala afa-tsy Ravalomanana ny vahoaka

Mavitrika hatrany ny fandraisan’anjaran’ireo mpiara-dia amin’ny Filoha Marc Ravalomanana ao Ambositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2012
Politique.Mektoub Camille Tsy hisy fifidianana eto raha tsy tonga Ravalo

“Tsy hisy fifidianana izany eto raha tsy tafaverina eto i Marc Ravalomanana, koa dia fampandriana adrisa ny ankoatra izay”, hoy i Camille Mektoub, avy amin’ny ankolafy Zafy Albert tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2012
Politique.Raharison Hilarion “Tsy maty fafaina ny zava-bitan’ny filoha Marc Ravalomanana”

Ampitovian’i Andry Rajoelina amin’ny asana filoham-pirenena lanim-bahoaka ny tenany, hoy Raharison Hilarion, mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana raha nandaha-teny tao amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2012
Politique.Tsy Aritra Manenjana ny Bekintana

Hatreto aloha dia tsy mahazo rariny amin’ny Amerikanina mihitsy ny fitondrana tetezamita tarihin’i Andry Rajoelina na dia atao aza hoe efa misy ny fiaraha-mitantana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2012
Politique.Ministeran’ny fampianarana Mamofompofona UNDD

Re izao fa manetsiketsika ny antoko UNDD indray ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Manoro Régis, ka hisy ny kongresy hotanterahana any Toliara, mety afaka 10 andro eo.

Hamaky ny tohiny
FTT