- Alatsinainy 12 Novambra 2012
Politique.Me Hanitra Razafimanantsoa Ny fampodiana ny Filoha Ravalomanana no nidirana andrim-panjakana
Mikasika ny filazana hoe tapitra ny 8 novambra 2012 ilay daty tokony hodian’ny olona any ivelany raha te hilatsaka ho fidiana izy dia tsotra be ny havalin’ny Ankolafy Ravalomanana an’izay hoy i Me Hanitra Razafimanantsoa filoha lefitry ny Filankevitra Ambonin’ny tetezamita : ny tondrozotra izay efa lasa lalàna ary fototra mitantana ity tetezamita ity ankehitriny, izay milaza hoe mody an-tanindrazana tsy misy fepetra ny Filoha Marc Ravalomanana, dia tsy mbola notanterahina amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny