Politique

Ampela Manao Politika Nanao zaikabe voalohany ny tao Toamasina


  • Alarobia 07 Novambra 2012

I Toamasina no nanombohan’ny antoko “Ampela Manao Politika (AMP)” tarihan-dRtoa Brigitte Rasamoelina, ny zaikaben’ny antoko tarihany isam-paritra.

 Ny alahady manontolo andro teo tao amain’ny trano fandraisam-bahiny Le Miramar no nanaovana izany, izay natrehan’ireo solontena isaky ny Fokontany ho an’i Toamasina I. Isaky ny Kaominina kosa ho an’ireo Distrika enina hafa. Antanambao Manampotsy sy Marolambo no tsy nahatonga solontena. Aorian’ny fahavitan’ny Faritra 22 dia hatao eto Antananarivo amin’ny taona ho avy ny zaikabe nasionalin’ny AMP sy ho fanomanana ny fiatrehana fifidianana.

Rakoutou 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

  • Datin’ny 14 oktobra
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Fototry ny kihon-dalan’ny

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

Hijery ny tohiny
FTT