- Sabotsy 17 Novambra 2012
Politique.Hajo Andrianainarivelo Mankahala vahiny ?
Hafahafa ny fanehoan-kevitry ny Praiminisitra lefitra misahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany, Hajo Andrianainarivelo manoloana ny toe-draharaham-pirenena raha nitafa tamin’ny mpanao gazety ny tenany nandritra ilay hetsika tany Ambohidranandriana-Vakinankaratra.
Hamaky ny tohiny