• Alarobia 21 Novambra 2012
Politique.Kaominin’i Toamasina I Misy fanodinkodinam-bola indray ?

Efa olana nampifanolana ny mpiasan’ny Kaominina Toamasina sy ny ekipan’ny PDS teo aloha, ny mikasika ny fanodinkodinam-bola eo amin’ny vola fampiasa amin’ny solika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2012
Politique.Hitokona ny taksibe Ahiana ny sakoroka

Hitokona manomboka amin’ity anio ity ireo taksibe miasa eto Antananarivo Renivohitra mivondrona ao amin’ny UCTU ho fanoheran’izy ireo ny fidiran’ny taksibe avy ao amin’ny UCTS, eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Novambra 2012
Politique.Manoro Régis Nanao pi-maso amin’ny SEMPAMA

“Hiaina ny fifandeferana ahafahana mifanakalo hevitra ho any amin’ny fampandrosoana sy fanatsarana hatrany ny tontolon’ny fanabeazam-pirenena”, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Pr Manoro Régis, nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy sy nanetriketrika ny taom-pianarana 2012-2013.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Novambra 2012
Politique.Fifidianana Manomana hala-bato manara-penitra ny FAT

Rehefa tsy hitan’ny FAT izay fomba hanakanana an’i Marc Ravalomanana dia efa manomana hala-bato ry zareo, hoy Rakotovazaha Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Novambra 2012
Politique.Magro Behoririka Nahomby ny fanentanan’ny «Mobilisation»

Azo ambara fa nahomby tamin’ny ankapobeny ny fanentanana nataon’ny «Mobilisation» dia ireo mpanentana ao amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka ivondronan’ireo fikambanana rehetra ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Novambra 2012
Politique.Manoro Régis Kandida depiote any Sambava ?

Re izao fa manana eritreritra ny ho kandida amin’ny fifidianana depiote any amin’ny Distrikan’i Sambava, ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Pr Manoro Régis ary efa miomana ny amin’izany, no sady efa manana ekipa hiara-miasa aminy.

Hamaky ny tohiny
FTT