• Alakamisy 15 Novambra 2012
Politique.Rodoben’i Toamasina sy Federalista Manetsika ny fitoriana nataon’ny Pr Zafy Albert

Tena malahelo tokoa izahay, hoy ny fikambanana Rodobe zanak’i Toamasina tarihan’Atoa Kotomanantsoa Rémi sy ny Federalista amin’ny Faritra 22 eto amin’ny Nosy amin’izao trangan-javatra mahazo ny namanay avy any Toamasina izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2012
Politique.Tohodranon’i Dabara – Menabe Ataon’ny FAT fitaovana politika fotsiny

Tsy hitan’ny karatra fa lasa fitaovana politika fotsiny hatramin’izao ny fanamboarana ny tohodranon’i Dabara miantoka ny fampihodinana ny toekarena sy ny famatsiam-bary amin’ny Faritra Menabe iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2012
Politique.Raharaha Madagasikara Ny SADC no handray fanapahan-kevitra

Hatry ny omaly dia nandeha be ny resaka teto an-drenivohitra fa efa eto an-tanindrazana ny filoha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2012
Politique.Zakariasy Patrick Mihidy “violon” eny Betongolo

Mahagaga ny zava-misy eto amin’ny fitsarana eto ankehitriny, hoy ny Me Olala omaly alatsinainy antoandro raha voaantso ho eny amin’ny Borigadin’ny zandarimaria eny Betongolo indray ny Tangalamena Zakariasy Patrick, olona arovany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2012
Politique.Roland Ratsiraka Tokony hotanterahina araka ny fotoana nifanarahana ny fifidianana

Naneho ny heviny mikasika ny hetsika nataon’ny vondron’olona mpikambana ao amin’ny “Tsy misy miala aketo niany” ao Toamasina i Roland Ratsiraka, filohan’ny Malagasy Tonga Saina na MTS.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2012
Politique.Hetsiky faran’ny herinandro tetsy amin’ny Magro Nisaotra ny vahoaka ny TIM Avaradrano sy Anjozorobe

Naneho fisaoarana tanteraka noho ny fihetsika nilamina nasehoan’ny vahoakan’ny ara-dalàna tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny fizarana ny tsirambin’ny tanana hoenti-miatrika ny tolona ny sabotsy teo ny mpitarika sy mpandrindra ny Tiako i Madagasikara avy eny Avaradrano sy Anjozorobe ary ny Manodidina an’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT