- Alatsinainy 19 Novambra 2012
Politique.Marc Ravalomanana Eo am-piheverana ny fodiany ny Troïka
Nahitsy sy nazava ny tenin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana nandritra ny fidirany an-telefaonina tao Antsirabe ny sabotsy 17 novambra lasa teo fa tsy hisy fifidianana izany eto Madagasikara raha tsy tanteraka ny andininy faha-20 amin’ny tondrozotra.
Hamaky ny tohiny
