• Alakamisy 15 Novambra 2012
Politique.Ankolafy Ravalomanana Hilaza ny heviny anio

Araka ny fantatra dia hihaona amin’ny mpanao gazety etsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina amin’ity anio ity ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2012
Politique.CENIT Tsy maharesy lahatra

Tsy tena naharesy lahatra ireo mpikambana ao amin’ny CST omaly ry zareo avy ao amin’ny CENIT ny amin’ny hahatanteraka tokoa ny fifidianana amin’ny 8 mey 2013

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2012
Politique.Atoa Andriamampianina «Mety tsy hisy ny fifidianana»

Mampanahy be ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana raha ny fahitan’Atoa Andriamampianina, mpandinika ny raharaham-pirenena, azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2012
Politique.Patrick Raharimanana Iharan’ny antsojay sahady

Nofoanan’ny Koaminina tampoka ny fahazoan-dalana efa nomeny ny fikambanana «Vitatsika io» tarihin’i Patrick Raharimanana, izay nikasa hanao hetsika ara-tsosaly sy ara-toekarena miharo kolontsaina etsy amin’ny Stade Annexe Mahamasina amin’ny alahady 18 novambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2012
Politique.Paul M’Pody “Tsy haharitra intsony ity tetezamita ity”

Mafana tokoa ny adihevitra mikasika ny volavolan-tetibolam-panjakana 2013 ety amin’ny Kongresin’ny tetezamita ankehitriny, hoy ny CT Paul M’Pody mpitarika ny antoko RDR.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Novambra 2012
Politique.Raveloson Constant “Manongam-panjakana indray Rajoelina”

Ny sori-dalana no nametraka ireo rehetra manana fahefana amin’izao fitondrana izao. Manomboka any amin’ny filohan’ny tetezamita ka hatramin’ireo ambaratonga rehetra raha tsy hiteny afa-tsy ny CT sy ny CST. Mitovy daholo izy ireo, araka izany.

Hamaky ny tohiny
FTT