- Alatsinainy 07 Janoary 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana Delegasiona hanotrona an’i Mamy Rakotoarivelo no ho eny Iavoloha
Hotanterahina eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny alarobia 09 janoary izao ny lanonana fifampiarahabana noho ny Asaramanitra ifanaovan’ny andrim-panjakana sy ny masoivoho vahiny miasa sy monina eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny