• Zoma 04 Janoary 2013
Politique.Taona 2012 Taonan’ny grevy sy ny asan-dahalo ny tany Toliara

Taonan’ny fitakiana samihafa nataon’ireo mpiasam-panjakana sy nanehoan’ny olon-tsotra ary ny tsy miankina ny tsy fahafaliany no anisan’ny nanamarika ny zava-nisy sy nitranga nisongadina tany Toliara, ny taona 2012 nivalona iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2013
Politique.«Collectif des Citoyens» Rava ny firenena, hirodana ny fitondrana

Nandinika sy namakafaka lalina ny fizotry ny raharaham-pirenena ny «Collectif des Citoyens» na Vondron’ny olom-pirenena, ary dia milaza tsy ampihambahambana ankehitriny fa mizotra any amin’ny faharavana ny firenena, ary hirodana ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2013
Politique.Constant Raveloson Fahotana mahafaty no nataon’i Andry Rajoelina

Efa-taona nanaovana izay fomba rehetra i Andry Rajoelina fa nihantona teo. Ny lalan’i Absaloma no nizoran’i Andry Rajoelina, hoy i Constant Raveloson.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2013
Politique.CT Ranaivoarizo Raobelina Fenomanjato “Tsy avelanay ho maty momoka ny tolona”

Ny fananganana fotodrafitrasa amin’ny tanin’ny Tiko na amin’ny tanin’i Dada dia fiezahana hamafa ny anaran’ny filoha Marc Ravalomanana, hoy ny CT Ranaivoarizo Raobelina Fenomanjato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2013
Politique.Donak'afo : Fampihavanana sy fitoniana

Ankoatry ny fiakaran’ny vidin’ny sigara eny amin’ny mpivarotra sasany, dia tsy misy vaovao tena misongadina firy aloha amin’izao fiandohan’ny taona 2013 izao, tahaka ny mbola mifampiandriandry izany ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Janoary 2013
Politique.Mpanongam-panjakana Misy 79 ireo mety ho voageja kaonty

Samy miandry izay ho fanapahan-kevitr’i Andry Rajoelina momba ny filatsahan-kofidiany na tsia amin’ny fifidianana filoham-pirenena heverina hatao amin’ny 8 mey 2013 ny fihodinana voalohany, araka ny tetiandrom-pifidianana navoakan’ny CENIT niaraka tamin’ny Firenena Mikambana.

Hamaky ny tohiny
FTT