• Alarobia 09 Janoary 2013
Politique.Marc Ravalomanana Amin’ny 23 janoary ?

Ho tapitra ny 25 janoary ho avy izao amin’ny 12 ora alina ilay NOTAM hafakely navoakan’ny fitondrana tetezamita, izay milaza milaza fa tsy maintsy ampahafantarina 24 ora mialoha ny ACM (Aviation Civile de Madagascar) ny lisitry ny mpandeha fiaramanidina rehetra hihazo an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2013
Politique.Pr Ranjeva Raymond Manamafy fa tetezamita tsy miandany no vahaolana

Telo taona lasa izay dia nakoraina, nafokaina, nambara ho rediredin’ny avara-pianarana ny vina naroson’ny Pr Ranjeva Raymond, heveriny hanalana an’i Madagasikara amin’izao krizy mandetika azy izao ary koa hamongorana ifotony ireo aretina mampiverimberina ny krizy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2013
Politique.Magro Behoririka Hanambatra ny heriny ny Pro-Ravalomanana

Fisehoana ivelany no betsaka ny an-dRajoelina, hoy i Zafilahy Stanislas. Nosinganiny ny filazana fa nanomboka ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-5 mampitohy an’i Toamasina sy Foulpointe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2013
Politique.Rajoelina sy Beriziky Tsy manam-piniavana hamaha ny krizy

Raha Ingahy Rajoelina sy ny Praiminisitra Beriziky aloha dia samy tsy manam-piniavana ny hamaha ny krizy izany, hoy Ravelonanosy Mamy Tiana, filohan’ny vondrona parlemantera ankolafy Ravalomanana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2013
Politique.Lanonana fifampiharahabana eny Mavoloha : Tsy tokony ho eny ny Ankolafy Ravalomanana

Mpanao politika vitsivitsy mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita no nametrahan’ny Tia Tanindrazana fanontaniana mivantana mikasika ny andrasan’izy ireo amin’ireo kabary hifandimbiasana eny amin’ny Lapam-panjakana Mavoloha rahampitso alarobia 9 janoary mandritra ny fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2013 hifanaovan’ny andrim-panjakana samihafa eto amintsika miaraka amin’ireo masoivoho vahiny monina sy miasa eto koa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2013
Politique.Lanonana eny Iavoloha Fanapenam-bava amin’ny fomba mihaja

Tsy hisy fanambarana politika mihitsy mandritra ny lanonam-pifampiarahabana eny Iavoloha rahampitso, fa amin’ny fotoana manaraka izay hambara miandalana eny ihany no hanaovana ny fanambarana politika.

Hamaky ny tohiny
FTT