• Talata 08 Janoary 2013
Politique.Donak'afo : Ampiharo hatramin’ny farany

Manomboka indray ny hetsika fanadiovana ny tanàna ataon’ny Kaominina eto Antananarivo Renivohitra. Tsy hisy intsony izany manomboka izao ny lasopy sy ny masikita ary kiendiendy isan-karazany etsy Mahamasina manoloana ny Bazar du Quartier sy ny Ecole Normale.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2013
Politique.Tsy Aritra Hanilika ny rihatra…indray ?

Re fa dia miomana fatratra ny amin’ny fiatrehana ilay lanonana fifampiarahabana rahampitso ny ao an-dapa ao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2013
Politique.Andry Rajoelina Tsy afaka mandroso, tsy sahy mihemotra

Araka ny tsiliantsofina re dia tsy nahomby aloha hatreto ny fihetsiketsehana nataon’i Andry Rajoelina tany ivelany mba hahazoany mpanohana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2013
Politique.Mpandala ny ara-dalàna Tsy manana kandida afa tsy i Marc Ravalomanana

“Mpanohitra foana izahay raha mbola eo Rajoelina”, hoy Ralaiseheno Guy maxime omaly tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana, Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2013
Politique.Fifidianana Mirotsaha raha sahy !

Tsy hita mihitsy ny fahavononan’i Andry Rajoelina amin’ny famahana ny krizy ka tokony ho tonga saina ny vahoaka, hoy ny CT Ravelonanosy Mamitiana tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2013
Politique.Andry Rajoelina Hiroso toa tsy matoky tena, hihemotra efa isintahan’ireo namany

Hita ho sahiran-tsaina i Andry Rajoelina ny amin’ny handraisana fanapahan-kevitra hilatsahany hofidina ho filoham-pirenena na tsia.

Hamaky ny tohiny
FTT