• Alatsinainy 07 Janoary 2013
Politique.Tsy Aritra Ekipa tsy mamely

Mivezivezy tahaka ny firaka atakalo ny fahitana ny filohan’ny tetezamita sy ireo mpiara-miasa aminy, amin’ny fitadiavana fanampiana sy fanohanana avy any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2013
Politique.Andry Rajoelina Voasazin’ny iraisam-pirenena

Notsiahivin’ny tetsy amin’ny Magro Behoririka nandritra ny hetsiky ny Zanak’i Dada omaly fa i Andry Rajoelina no olom-pirenena Malagasy voalohany voasazin’ny iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2013
Politique.TIM Tolagnaro Dada mody no tanjona

Tsy maty afo tsy akory ny mpikambana Tiako I Madagasikara (TIM) amin’iny Distrikan’i Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2013
Politique.Rakotoarivelo-Beriziky-Rajoelina Hifanebaka eny Iavoloha ?

Hotanterahana ny alarobia 9 janoary ho avy izao eny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ny lanonana fifampiarahabana eo amin’ny samy andrim-panjakana sy ireo masoivoho vahiny monina sy miasa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2013
Politique.Fifidianana amin’ny volana mey Hitarika korontana ?

Raha nafana fo aok’izany ny rehetra, roa volana lasa izay momba ny tsy maintsy hahatanterahan’ny fifidianana amin’ity taona 2013 ity, dia toa niha nangatsiaka ny fahavononana vantany vao nigadona ny volana janoary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2013
Politique.Donak'afo : Mino hatramin’ny farany

Na dia tsy mbola tafiditra teto Madagasikara mihitsy aza tato anatin’ny efa-taona latsaka kely Atoa Marc Ravalomanana dia tsy azo lazaina mihitsy fa resy izy na hoe efa adino tanteraka.

Hamaky ny tohiny
FTT