• Alakamisy 10 Janoary 2013
Politique.Pro-Ravalomanana Mitsangana hampahomby ny tolona

«Hatreto aloha dia tsy mbola tafaverina an-tanindrazana i Dada. Mila ampiakarina 5ème ny vitesse. Menatra ny filoha Ravalomanana aho satria ny isanjato kely nangatahiny tamiko, tamintsika tsy vitantsika. Ela loatra e !”, hoy i Fanomeza tetsy amin’ny Kianjan’ny Magro omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2013
Politique.Rajoelina sy Rakotoarivelo Nifamaly teny Iavoloha

Na dia nahay nampiasa sokela aok’izany nandravahana ny lahateniny aza ny filohan’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, ny jeneraly Rasolosoa Dolin, ary na dia tsara firafitra sy nirindra tokoa aza ny kabarin’ny praiminisitra Omer Beriziky, dia ny kabary nifamalian’ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita Mamy Rakotoarivelo sy ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina no tena nitana ny sain’nny maro omaly, teny Iavoloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2013
Politique.Tsy Aritra Mihantsy ady tsotra izao

Samy nahatsikaritra ny rehetra omaly fa tsy nikabary ny solontenan’ireo masoivoho vahiny sy sampandraharaha iraisam-pirenena miasa eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2013
Politique.Andry Rajoelina Enin-taona nisesy tsy nanao faran’ny taona teto Madagasikara

Fito andro no naharetan’ny dian’i Andry Rajoelina sy ny ankohonany tany Israely.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2013
Politique.Ambatondrazaka Efa tsindrindaona miandry an’i Dada

Nahavita ny lanonam-pifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2013, tao amin’ny Akany Fitiavana ny alahady 6 janoary teo, ny Ankolafy Ravalomanana Ambatondrazaka notarihan’ny CT Rasoamalala Odette Brenda.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2013
Politique.Donal'afo : Mazia inona indray ?

Miaina ao anatin’ny fahantrana ny 80%-n’ny Malagasy. Nitombo 500 000 ny zaza Malagasy tsy afaka niditra an-tsekoly.

Hamaky ny tohiny
FTT