• Alarobia 23 Janoary 2013
Politique.Escopol : Miandrandra amnistia faobe misy fepetra

Mankasitraka ny fitiavatanin-drazana nasehon’ny filoha Marc Ravalomanana sy i Andry Rajoelina, izay tsy hirotsaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ity indray mitoraka ity ny Escopol, iray amin’ireo vondrona nanao sonia ny tondrozotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2013
Politique.Fodian-dRavalomanana Mailo ny Frantsay, sahiran-tsaina ny SADC

Mbola nanaporofo indray ny fihaonan’ny filoha frantsay François Hollande sy filohan’i Tanzania sady filoha amperin’asan’ny Troika-SADC, Jakaya Mrisho Kikwete tany Paris fa manaraka akaiky ny toe-draharaha eto Madagasikara i Lafrantsa ary mandray anjara amin’ny dinika rehetra hamahana ity krizy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2013
Politique.GTT Ile de France Tsy tokony hanomana fifidianana ny mpanongam-panjakana

Tamin’iny faran’ny herinandro iny dia nitsidika an’i Frantsa ny filohan’i Tanzania, Jakaya Mrisho Kikwete izay mpitarika ny Troika SADC amin’ny famahana ny krizy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2013
Politique.Maitre Avoko Kandida vonona amin’ny sedra rehetra

Rehefa avy nitety an’i Madagasikara nandritra ny roa taona latsaka kely nampahafantatra ny tantara sy ny hareny ary zava-miafin’ity firenena ity, taorian’ny hetsika «Mifohaza ry Gasy» sy ny «Masoandro Maraina» dia miditra lalindalina kokoa amin’ny fandraisana andraikitra manoloana an’i Madagasikara ny Maitre Avoko Rakotoarijaona ka nanambara tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny toeram-piasany teny amin’ny 67Ha Atsimo, omaly talata 22 janoary, fa dia ho kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2013
Politique.Me Hanitra Razafimanantsoa Tsy nandà ny mety haha-kandidà azy ary mitsipaka ny zom-pirenena roa

Tsy mbola misy resaka kandidà hisolo ny filoha Marc Ravalomanana izay efa nanambara ofisialy ny tsy hirotsahany ny ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana, hoy i Me Hanitra Razafimanantsoa filoha lefitry ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2013
Politique.Fifidianana Miandry an’i Dada ny kandidan’ny ankolafy Ravalomanana

Tetezamita vaovao no ilaina raha tiana ny hisiana fifidianana marina eken’ny rehetra, hoy ny Ravelonanosy Mamy Tiana.

Hamaky ny tohiny
FTT