• Zoma 25 Janoary 2013
Politique.Roland Ratsiraka “Tsy te-hiady intsony aho”

Isany mpiara-dia nanongana ny fitondran-dRavalomanana ny taona 2009 i Andry Rajoelina sy Roland Ratsiraka. Ity farany aza no nampisahanina manokana ny faritan’i Toamasina. Nony taty aoriana anefa dia tsy nitovy intsony ny tadin-dokangan’izy ireo. Resaka manokana nifanavaona tamin’i Roland Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Janoary 2013
Politique.Me Razafinjatovo Willy na Olala “Ireo mpanao politika MB no tsy mampandroso antsika”

Fodian’ireo sesitany politika, raharaham-pitsarana, aministia, fifidianana. Manana ny heviny ny mpisolovava Razafinjatovo Willy na Olala raha tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2013
Politique.Botozaza Pierrot Manaja ny fitsipiky ny antoko ny tenako

Ny fampodiana ny filoha Marc Ravalomanana aloha izao no ady atrehan’ny ankolafy mpanohana azy ka tsy mbola misy resaka ny momba izay olona hisolo azy amin’ny fifidianana filoham-pirenena araka ny nambaran’ny praiminisitra lefitra misahana ny toekarena sy taozava-baventy, Botozaza Pierrot.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2013
Politique.Donak'afo : Tsy mahay mifandamina

Tahaka ny manomboka hafahafa indray ny fifandraisan’ny minisitry atitany Florent Rakotoarisoa sy ny minisitry ny vola Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2013
Politique.ITEM Miantso fifidianana mangaraharaha

Namory ireo olom-pirenena vonona ny hilatsaka hofidiana ho filoham-pirenena amin’ity taona ity ny ITEM na ny “Initiative pour la Transparence des Elections à Madagascar”, ahitana an-dry Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2013
Politique.Kaleta Mitaky ny fametraham-pialan’ny lehiben’ny Faritra Anosy

Hevitra maromaro no navoitran’ny CST Soja Jean André na Kaleta raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tany Tolagnaro izy ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT