• Alakamisy 24 Janoary 2013
Politique.Atomotra ny fodian'i Marc Ravalomanana Manakorontana i Lafrantsa

Mazava izao fa raha mbola i Lafrantsa ihany no Lafrantsa dia tsy misy Marc Ravalomanana tafody mora foana eto Madagasikara izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2013
Politique.Randrianjatovo Henri Manosihosy ny sori-dalana ny Frantsay

Na dia teo aza ny resabe nilazana fa foana hatreo ny resaka Frantsafrika amin’ny endriny ratsy sy ny hoe tsy hitsabaka amin’izay hahasoa an’i Madagasikara ny fitondrana Hollande dia toa resaka fotsiny ihany izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2013
Politique.Zafy Albert Fahanginana mampiahiahy

Nangina tsy re feo intsony hatramin’ny nampalaza ny «Ni….Ni» ny profesora Zafy Albert izay tsy hoe lasa lavitra tsy akory fa eto Antananarivo ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2013
Politique.Zazah Ramandimbiarison Manimba zavatra ny fanohanana tsangan’olona

Iray amin’ireo mpanao politika tonga teny amin’ny Panorama Andrainarivo araka ny fanasan’ny ITEM omaly Atoa Zazah Ramandimbiarison, ilay tanan-kavanan’i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina tamin’ny fotoan’androny ary nametra-pialàna hatrany tsy hiara-miasa intsony amin’izy ireo rehefa akaiky ny fotoana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2013
Politique.Andry Rajoelina Tsy afa-bela amin’ny fitsarana

Tsy sahy niresaka na dia fehezanteny iray monja momba ilay famotsoran-keloka ambaran’ny SADC fa tokony homena azy i Andry Rajoelina, izay be resaka isaky ny mihaona amin’ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2013
Politique.Donak'afo : Aza milalao afo e !

Na dia eo aza ny fiomanana fatratra amin’ny fifidianana dia tsapa fa toa mandeha ila ihany izany raha toa ka tsy misy ny ezaka goavana ataon’ny rehetra amin’ny fametrahana ny tena fitoniana eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT