• Alatsinainy 21 Janoary 2013
Politique.Zava-bita manara-penitra Manjavozavo ny loharanom-bola

Tao anatin’ny orana ny fitokanana ireo zava-bita manara-penitra tao Toamasina ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Janoary 2013
Politique.Patrick Raharimanana Hanatosaka 300 tapitrisa dolara

Mila ekipa vaovao ny firenena fa tsy olom-baovao fotsiny, hoy Raharimanana Patrick, filoha mpanorina ny «Vitatsika io». Ity farany izay mametraka hatrany ny fisian’ny fitantanana mangarahara ka nampahafantatra sahady fa Rtoa Patricia Andrianjafy no tendreny ho Praiminisitra raha izy no lany amin’ny 8 may 2013. Resadresaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Janoary 2013
Politique.Mpanao politika votsorana heloka Mila mifona imasom-bahoaka, hoy ny Maitso

Handray anjara amin’ny fifidianana rehetra ny antoko Hasin’i Madagasikara ary ny filohany Saraha Georget Rabeharisoa dia isan’ireo kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena araka ny tapaky ny mpizaika avy amin’ny lafy valon’ny Nosy nandritra ny kongresy voalohan’ity antoko ity natao teto Antananarivo ny sabotsy 19 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Janoary 2013
Politique.Magro Antsirabe Tsy hisy fifidianana raha tsy tafody ny filoha Ravalomanana

May volon-tratra tanteraka ! Izay no azo ilazana ny mpanohana an-dRajoelina amin’izao fotoana, hoy Randrianantenaina José, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, raha nandray fitenenana ny tenany nandritra ny hetsika tao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe ny sabotsy 19 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Janoary 2013
Politique.Marc Ravalomanana Ho taom-pandresena ny 2013

Niarahaba sy nankahery hatrany ireo mpiara-dia aminy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana raha niditra tamin’ny antso an-telefaonina nandritra ny fihaonana fifampiarahabana noho ny Asaramanitra nataon’ny Vondron’Olon-tsotra (VOT) tetsy amin’ny EPP 67Ha Atsimo ny sabotsy 19 janoary 2013 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Janoary 2013
Politique.Naika Eliane «Omenay ny amnistia saingy tsy maintsy tsaraina ireo»

Misy ny sata afrikana momba ny demokraisa, ny fifidianana ary ny fitantanana. Io sata io no mifehy ny firenena afrikana rehetra, ka isan’izany I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT