- Alarobia 23 Janoary 2013
Politique.Raharimanana Patrick sy Pastera Mailhol Nifandinika momba ny raharaham-pirenena
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Latsaka an-katerena ny firenena. Maro ny rava fanànana sy very asa, mirongatra ny asan-jiolahy na an-tanan-dehibe na any ambanivohitra, maro ireo zaza tsy afa-mianatra intsony, tsy tomombana ny fitsinjovana ny fahasalamam-bahoaka, potika sy rava ny harena voajanahary sy ny tontolo ihainana, manjaka ny kolikoly.
Hamaky ny tohinyNoho ny fanonganam-panjakana nisy teto tamin’ny 2009 dia an’aliny ireo very asa hany ka lasa mpivarotra amoron-dalana ny ankamaroany.
Hamaky ny tohiny“Voarefy, voaisa, voalanja ny momba ny ekipan-dRajoelina ankehitriny. Maivana”, hoy Constant Raveloson tetsy amin’ny kianajan’ny Magro Behoririka ny sabotsy lasa 19 janoary teo.
Hamaky ny tohinyMbola mahasarika ireo mpanao politika ny nilazan’i Andry Rajoelina fa tsy ho kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin’ny volana Mey 2013 hoavy io.
Hamaky ny tohinyHita fa tena manomboka miraradraraka tsy mety lany ny fanomezana sy fanamboarana fotodrafitrasa ataon’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohiny