• Zoma 25 Janoary 2013
Politique.Camille Mektoub Ny fialàn’i Andry Rajoelina no vahaolana

Niteraka resabe, tsy teto an-toerana ihany fa ny hatrnay ivelany ny fahasahiana lehibe nataon’ilay masoivoho frantsay vaovao, nilaza ampahibemaso fa tsy tokony hody eto i Marc Ravalomanana raha tsy efa vita ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Janoary 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana Mitety tanàna manentana teny Atsimondrano

Mitohy ny fitetezana tanàna ataon’ireo mpanentana Ankolafy Ravalomanana hitambaran’ireo fikambanana na « Associations » rehetra mbola miatrika ny tolona famerenana ny ara-dalàna sy ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana mandraka ankehitriny, toy ny Fikambanan’ny Very asa, ny Kmfb, ny Aldr, Fimapro sns… ka omaly alakamisy 24 janoary izy ireo dia nilatsaka teny amin’ny faritra Atsimondrano (Ifarihy, Ankaraobato, Tanjombato).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Janoary 2013
Politique.Patrick Raharimanana Mihemotra ny fahadiovan’ny fikarakarana fifidianana Malagasy

Amin’ny naha-tao anatin’ny KMF/CNOE azy te aloha no nanambaran’Atoa Patrick Raharimanana “Vitatsika io” fa mihemotra ny fahadiovan’ny fikarakarana fifidianana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Janoary 2013
Politique.Rasambozafy Cyrille Tsy manaiky ny fanjakazakan’ny vahiny amin’ny taniny

Tsy hanaiky mihitsy izahay raha mbola ny tanindrazanay no hanjakazanan’ny vahiny tsy amin’ny rariny ary mbola hanandevo anay, hoy ny CST Rasambozafy Cyrille tetsy amin’ny birao fiasany etsy amin’ny 67 ha raha nandray ny solontenan’ireo mpiara-monina aminy eny Andrefan’Ankadimbahoaka mbola miaina ao anatin’ny horohoron’ny fandravan-trano izy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Janoary 2013
Politique.Raveloson Constant Mibaiko ny SADC hiala amin’ny sori-dalana i Goldblatt

Nasaina nanao toeran-tsy zaka tamin’ny ireo mpampiasa vola vahiny hafa ankoatry ny Frantsay eto amintsika i Andry Rajoelina ka iny vavan’ny masoivoho frantsay vaovao iny no tambin’izany, hoy i Constant Raveloson nametra-panontaniana manoloana ny teny nataon’i François Goldblatt, iraka vaovaon’ny Frantsay tonga hiasa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT