- Zoma 25 Janoary 2013
Politique.Arema Ambatondrazaka Tsy olana na filoham-pirenena na depiote no fidiana mialoha
Nandritra ny fanolorana fitaovana ara-panatanjahantena ny sampana Arema Ambatondrazaka no nitondra ny fomba fijeriny ny raharaham-pirenena ny mpandrindra ny antoko any amin’ny faritra Alaotra, Rakotomaharo Hoby.
Hamaky ny tohiny
