• Alarobia 30 Janoary 2013
Politique.Razafimandimby Zafilahy Stanislas “Malagasy tsy mizaka zom-pirenena vahiny no aleo hitondra”

Rehefa jerena amin’ny fo tsy miangatra ny raharaham-pirenena eto amintsika ankehitriny, hoy Razafimandimby Zafilahy Stanislas, filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana, dia sarotra ny hinoana fa hisy fifidianana amin’ny volana mey 2013 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Janoary 2013
Politique.Antomotra ny fifidianana Mampitovy tadin-dokanga ny Arema

Ambohipihaonan’ny fianakaviamben’ny antoko AREMA ny trano fonenan’ny minisitra Tabera Randriamanantsoa ny alahady 27 janoary 2013 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Janoary 2013
Politique.Donak'afo : Variana

Mipatitaka samy mandeha samy mitady ny UDR-C taorian’ny nanambaran’i Andry Rajoelina fa tsy hirotsaka hofidiana filoham-pirenena ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Janoary 2013
Politique.Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina Tsy azo andraisana hetsika politika intsony

Hentitra ary matotra ny fanamarihana nomen’ny Tale jeneralin’ny TAFITA (Tahiry Aina ho an'ny Fanatanjahantena sy Itsinjovana ny TAnora ), Rakotomanana Luciano Erick, tafaresaka fohy tamin’ny Tia Tanindrazana ny zoma 25 janoary teo fa tsy azo andraisana hetsika politika intsony ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina etsy Mahamasina manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Janoary 2013
Politique.Ralaiseheno Guy Maxime Sazio i Goldblatt !

Tsy levon’ny vavonin’ireo mpomba ny filoha Marc Ravalomanana mandraka ankehitriny ny fanambarana nataon’ny ambasadaoro frantsay vaovao, François Goldblatt, ny andro nanolorany ny taratasy fanendrena azy hiasa eto, nilaza fa tsy mbola tokony hiverina eto Madagasikara alohan’ny fifidianana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Janoary 2013
Politique.VAMI Ny fialan-dRajoelina no hampadio ny fifidianana

Mbola ao anatin’ny fahatsiarovana ny fandoroana tanàna sy fananam-pirenena ary fananan’olon-tsotra nataon’ireo mpanongam-panjakana tamin’ny 26 janoary 2009 isika mianakavy.

Hamaky ny tohiny
FTT