Politique

Pro-Ravalomanana Izay voasoratra dia voasoratra !


  • Zoma 25 Janoary 2013


 “Mazava izao fa ny Frantsy no tena manakorontana ka tsy mampivaha ny krizy eto Madagasikara”, hoy ny Pro-Ravalomanana izay ivondronana fikambanana miisa 26. Ho azy ireo dia tsy hisy fifidianana izany eto raha tsy tonga eto ny filoha Marc Ravalomanana. Efa mazava ihany koa ny voalazan’ny sori-dalana fa mody tsy misy fepetra ireo sesitany politika ka anisan’izany ny filoha Ravalomanana izay efa nifaneken’ny rehetra, ary vita sonia izany. “Izay voasoratra dia voasoratra”, hoy ny Pro-Ravalomanana. Efa nivadika ho lalàna rahateo iny sori-dalana iny izay tokony mitondra ny firenena amin’izao.

Nangonin’i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libération
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT