• Alakamisy 31 Janoary 2013
Politique.Zanak’i Dada “Tsotra ny resakay : ampiharo ny sori-dalana”

«Tsy ambony noho ny Vaomieran’ny filaminana sy fandriampahalemana (CPS) sy ny Vondrona Afrikanina fa iraka fotsiny ihany i Leonardo Simao”, hoy i Zafilahy Stanislas tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Janoary 2013
Politique.Collectif des Citoyens Izay kandida tsy hampody an-dRavalomanana no tohanan’i Frantsa

Tsy mety maty ao ampon’ny mpanohana ny filoha Marc Ravalomanana ny fanamnbaran’ny masoivoho frantsay vaovao miasa eto Madagasikara, François Goldblatt fa aorian’ny fifidianana vao tsara miverina an-tanindrazana izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Janoary 2013
Politique.Donak'afo : Ady saritaka

Mivory miaraka amin’ireo mpanao sonia ny tondrozotra any Ivato ny praiminisitra Beriziky ary mifanaraka fa toy ireo andiany samihafa ao amin’ny tondrozotra dia ampiharina ny andininy faha-16 sy faha-17 hisian’ny fitoniana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Janoary 2013
Politique.Vondrona Escopol Mitady hipatitaka koa

Azo ambara fa mitady hifindran’ny aretin’ny fisamatsamahana ara-politika koa ny vondrona Escopol (Espace de Concertation des Partis Politiques) ankehitriny raha ny hevitra navoakan’ny CT Randrianasolo Nicolas mpikambana ao aminy no dinihana lalina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Janoary 2013
Politique.Fodian-dRavalomanana “Ampiharo fa aza atao resabe”

Rehefa vita ny fivorian’ny vaomieran’ny filaminana sy fandriampahalemana (CPS) eo anivon’ny Vondrona Afrikanina izay nanamafy ny amin’ny tokony hodian’i Marc Ravalomanana sy ireo sesitany politika rehetra eto an-tanindrazana sy ny tokony hametrahana ny famafan-keloka faobe dia nanao antso avo amin’ny Troika-SADC ireo mpandala ny ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Janoary 2013
Politique.Pro Ravalomanana Hihazo ny masoivoho Amerikanina eny Andranomena

Mitohy ny hetsika ataon’ny Pro Ravalomanana, firaisankinan’ireo mitaky ny fiverenan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanindrazana sy hamerina azy indray eo amin’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
FTT