• Sabotsy 23 Febroary 2013
Politique.Fodian’i Lalao Ravalomanana - Fifidianana Miala bala i Andry Rajoelina

Tsy mbola niteny mazava ny tena heviny momba ny fodian-dRamatoa Lalao Ravalomanana hatramin’izao ny filohan’ny tetezamita, izany hoe : sady tsy nanaiky izy no tsy nanda koa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2013
Politique.Ratoebolamanana Merci Avelao hody ny filoha Ravalomanana

“Tsy hitako izay antony hanakanana ny fodian’ny filoha Marc Ravalomanana eto Madagasikara rehefa nifanaiky fa samy tsy hilatsaka izy sy Rajoelina”, hoy Ratoebolamanana Merci na Ramerci, depioten’Antsirabe teo aloha avy amin’ny antoko Arema raha sendra ny Tia tanindrazana ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2013
Politique.Sokela Pr Ramanoelina Panja «Zava-dehibe ny fifampitokisana»

Ramanoelina Panja, izy no filoha vaovaon’ny Oniversiten’Antananarivo. Eo ampiandrasana ny didim-panjakana manendry azy amin’izay toerana izay, handraisany ny asany, dia nisy ny tafa nifanaovan’ny Tia Tanindrazana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2013
Politique.Rakotoarivony Jean Pierre Manaraka izay tapaky ny CPS ny Troika-SADC

Tsy nampiraika ny mpomba ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny resabe nateraky ny fanambarana nifanipaka tamin’ny fehin-kevitry ny filankevi-pilaminana sy fandriampahalemana (CPS) eo anivon’ny Vondrona Afrikanina, momba ny raharaha Madagasikara, nataon’ny minisitry ny raharaham-bahiny tanzanianina tonga teto ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2013
Politique.Donak'afo : Ady tsy mety vita

Nampitombo hatrany ny tsy fifankahazoana eo amin’ny filohan’ny tetezamita sy ny praiminisitra ny fisamboran’olona nataon’ny DST tany Antalaha farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2013
Politique.Fihetsiky ny Tanzanianina Politikan’ny Frantsafrika

Raha ny avy amin’ny ankolafy Ravalomanana dia tsy nahafantatra ny fiavian’ilay minisitry ny raharaham-bahiny tanzanianina teto.

Hamaky ny tohiny
FTT