• Alatsinainy 25 Febroary 2013
Politique.Fiainam-pirenena Hihavana sa hifamaly faty ?

Hatrany amin’ny Maputo voalohany dia efa voaresaka ny famotsoran-keloka sy ny fodian’ireo sesitany politika ary ny sata manokana ho an’ireo filoham-pirenena teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2013
Politique.Tanora mpikarakara hetsika eny ambany tanàna Tsara petrapetraky ny mpanao politika indray

Nampidirin’ny mpanao politika amin’ny kizo sahady ny tanora eny ambany tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2013
Politique.Magro Behoririka Raikitra ny “Marche commando”

Nanao fampisehoan-kery tao amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka ny lehilahy rehetra avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana tonga niatrika ny hetsika tao tamin’ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2013
Politique.Patrick Raharimanana Aoka izay ny paipaika politika

Tena tsy nankasitrahan-dRaharimanana Patrick filohan’ny antoko “Vitatsika io” ny fihemoran’ny fifidianana amin’ny 24 jolay ho avy izao, araka ny nambarany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2013
Politique.Pro Ravalomanana Taorian’i Mahazoarivo, ho eny amin’ny SADC

Ny zoma lasa teo dia nihazo an’i Mahazoarivo ireo Pro Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2013
Politique.Mangalaza Eugène Kandidan’i Mananara

Nivoaka tamin’ny fahanginany ireo zanak’Ambatosoa, tamin’ny alalan’ny filohan’ny Tangalamena sy zokiolona ary mpiara-miasa amin’ny fitsarana ao Mananara Avaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT