- Alatsinainy 25 Febroary 2013
Politique.Vavanjaka Naivo Michel “Filankevitra hiarovana seza ny FFM”
Nivoaka tamin’ny fahanginany amin’izay ireo raiamandreny ara-drazana ao Toamasina, taorian’ny namoahana ny lisitr’ireo mpikambana ao amin’ny Filankevitra ny Fampihavanam-pirenena Malagasy (FFM), izay nahagaga azy ireo ny olona ao anatiny sy ny fomba nanendrena azy. Ny resaka nifanaovana tamin’ny mpitondra tenin’izy ireo, ny Vavanjaka Naivo Michel...
Hamaky ny tohiny