- Alarobia 20 Febroary 2013
Politique.Hetsiky Ny Mpitondra Fivavahana Manao antso fanairana
“Filaminana sy fitoniana ary fihavanana ve no tanjona sa fifidianana hanatanterahana kajikajy politika hampahory vahoaka indray ?”.
Hamaky ny tohiny“Filaminana sy fitoniana ary fihavanana ve no tanjona sa fifidianana hanatanterahana kajikajy politika hampahory vahoaka indray ?”.
Hamaky ny tohinyMbola resabe hatramin’izao ny fanakanana ataon’ny FAT, tsy mamela an-dRtoa Lalao Ravalomanana, vadin’ny filoha teo aloha, hody eto Madagasikara hitsidika ny reniny izay marary mafy.
Hamaky ny tohinyTena ahiana mafy ny mbola hitaran’ny krizy satria na ny samy mpanelanelana aza toa tsy mitovy hevitra. Nokianin’ny Troikan’ny SADC ny fanapahan-kevitry ny Vaomieran’ny filaminana sy ny fandriampahaleman’ny vondrona afrikanina (CPS) manambara ny tsy maintsy hodian’ny filoha teo aloha ho takalon’ny fanafoanana ny sazin’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsy aferana mpanao politika tsotra intsony fa miditra amin’ny resa-piaviana ny raharaha Profesora Tehindrazanarivelo Alain izay voarohirohy amin’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana fony izy mbola praiminisitra lefitra nisahana ny fahasalamana tao anatin’ny FAT.
Hamaky ny tohinyNipoapoaka ny kabarin’ny filohan’ny tetezamita tamin’ny 09 janoary 2013, teny Iavoloha fa hanomboka amin’ny volana febroary ny fanamboarana ilay lalambe mikodana mampitohy an’Antananarivo Renivohitra amin’Ivato.
Hamaky ny tohinyMandrahona hitarika olona hidina an-dalambe ny mpikambana amin’ny filankevitra ambonin’ny tetezamita, Pikulas Jonah Justin.
Hamaky ny tohiny