- Alakamisy 07 Martsa 2013
Politique.Fodian’i Lalao Ravalomanana Izay baikon’ny SGP no tanterahin’ny PAF ?
Mivoatra isan’andro isan’ora ny vaovao mikasika ny fodian-dRtoa Lalao Ravalomanana hitsabo ny reniny marary ary tsaboina amin’ny hopitaly tsy miankina iray eto an-drenivohitra efa iray volana izao.
Hamaky ny tohiny
