• Alakamisy 28 Febroary 2013
Politique.Alain Ramaroson Tsy hitsahatra hiaro an’ireo voan’ny tsindrihazolena

Very fanahy mihitsy aho, hoy i Alain Ramaroson, raha mahita izao fitohizan’ny fanaovana tsindrihazolena atao amin’ny vahoaka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2013
Politique.Fikarakarana ny fifidianana Tsy hanome vola ny Amerikanina

Nitsidika ara-pomba fifanajana ny filohan’ny CENI-T, Atallah Béatrice, teny amin’ny birao fiasany teny Alarobia omaly, Atoa Marc Carr, mpiasam-panjakana ambony avy ao amin’ny departemantam-panjakana Amerikanina, misahana ny faritra atsinanan’i Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2013
Politique.Constant Raveloson Nanao valin-kafatra ho an-dRajoelina

“Iza moa i Andry Rajoelina ? Nandihy kilalaka izy ny andro nahafatesan’ny rafozany. Matanjaka noho i Frantsa angaha izy ka sahy handroaka ny Malagasy tonga eto an-tanindrazana ? Tamin’ny fanjanahantany aza dia nampodian’ny Frantsay ireo sesitany rehetra”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2013
Politique.Donak'afo : Ho ampy ve ny fotoana ?

Mifarana ny volana febroary. Roa volana izay no dila tamin’ity taona ity. Hiatrika fifidianana isika afaka dimy volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2013
Politique.«Groupe des 6» Manosika ny hivarotana ireo «bois de rose» nogiazana

Noho ny firongatry ny gaboraraka eto amin’ny firenena dia mitsangana manomboka androany 27 febroary (omaly) ny fikambanana antsoina hoe : «Groupe des 6» ahitana CT iray avy isaky ny Faritany enina eto Madagasikara, hoy ny fanazavan’ny filohany, ny CT Randrianasolo Nicolas teny Tsimbazaza omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2013
Politique.Pro Ravalomanana Nampaneno lakolosy teny amin’ny SADC

Taorian’ny fihaonana tamin’ny praiminisitra teny Mahazoarivo tamin’ny herinandro lasa dia nihazo ny foiben-toeran’ny Birao fifandraisan’ny SADC eto amintsika ny Pro Ravalomanana omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT