• Alatsinainy 04 Martsa 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana Tsy hanao valifaty izany

Tonga maro tao amin’ny Kianjan’i Magro ny mpandala ny ara-dalàna ny sabotsy teo. Samy liana ny hahazo vaovao momba ny fivoaran’ny toe-draharaha, indrindra ny momba ny fodian’ny filoha Ravalomanana mianakavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2013
Politique.Donak'afo : Filam-baniny

Tsy tonga eto Madagasikara hatramin’izao Rtoa Lalao Ravalomanana izay tokony hitsabo maika an-dreniny, ary efa nekena ny hidirany an-kalalahana eto.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Ketraka sy malahelo

“4 taona izahay no tsy nihaona(...) Tsy hiresaka politika aho fa tsy aritro ny manjo ahy. Marary mafy ny reniko, tsy misy tsy mahalala izany fa sady tsy afaka miteny izy no tsy afaka mitsangana”, hoy Rtoa Lalao Ravalomanana ny sabotsy lasa teo raha niditra nivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tao amin’ny kianja Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Lasibatry ny tsikombakomba politika

Mbola resabe mandraka ankehitriny ny nisakanan’ny fitondrana indray, tamin’ny alalan’ny taratasy navoakan’ny Aviation Civile de Madagascar (ACM), ny fodian-dRtoa Lalao Ravalomanana, hody an-tanindrazana hitsabo an-dreniny izay marary efa ho telo herinandro izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2013
Politique.Magro Antsirabe Voakiana mafy ny Frantsay

Voakiana mafy indray ny Frantsay tao an-kianjan’ny Magro Avaratsena ny sabotsy 02 Martsa 2013 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2013
Politique.Randriampilamanana Rostand Fanitsakitsahana antampon-doha ny zonay no ataon-dRajoelina

Tena ny zonay mpanao politika niditra anatin’ny rafitra iaraha-mitantana mihitsy no hitsakitsahin-dRajoelina amin’ilay fepetra ataony mikasika ny fodian-dRtoa Lalao Ravalomanana an-tanindrazana, hoy ny CT Randriampilamanana Rostand.

Hamaky ny tohiny
FTT