• Zoma 08 Martsa 2013
Politique.Donak'afo : Na ho mendrika na ho rendrika

Tafatsangana avokoa ireo andrim-panjakana sy rafitra voalazan’ny tondrozotra, herintaona sy tapany latsaka kely aty aorian’ny nanasoniavana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Martsa 2013
Politique.Atallah Béatrice Tsy afa-po amin’ny asan’ireo rantsamangaikan’ny CENIT

Nanao be midina tany Tolagnaro, Distrika fiaviany ny filohan’ny CENIT, Atallah Béatrice sy ireo mpiara-miasa aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Martsa 2013
Politique.Andry Rajoelina Manararaotra ny fahorian’olona hanaovany propagandy

Tsy nisy nahavita ny vitan-dRajoelina ka aoka izy hirotsaka hotsaraina, hoy i Constant Raveloson tetsy amin’ny kianja Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Martsa 2013
Politique.Andry Rajoelina Manararaotra ny fahorian’olona hanaovany propagandy

Tsy nisy nahavita ny vitan-dRajoelina ka aoka izy hirotsaka hotsaraina, hoy i Constant Raveloson tetsy amin’ny kianja Magro Behoririka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Martsa 2013
Politique.CT Didier Radert Fampiharana ny tondrozotra aloha vao fampihavanana

Niompana tamin’ny resaka fampihavanana ny lahatenin’ny CT Didiert Radert tao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe ny alarobia 06 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Martsa 2013
Politique.Donak'afo : Lany ny vola be ?

Re izao fa niato ny asa fanamboarana ireo kianja manarapenitra toy ny ao Toamasina, Fianarantsoa, Tolagnaro … Vokany, na mitokona ny mpiasa na efa niala mihitsy noho ny tsy fisian’ny vola intsony.

Hamaky ny tohiny
FTT