• Alatsinainy 11 Martsa 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana Miomana hiverina eo amin’ny fitondrana

Nitohy tany Mahajanga ny fitetezam-paritra ataon’ny ankolafy Ravalomanana ho fanetsehana ireo mpikambana ifotony amin’ny fiatrehana ny fifidianana sady nifampiarahaba noho ny taona vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2013
Politique.Fampodiana an’i Lalao Ravalomanana Aferan’ny Troika-SADC

Tolona hitakiana ny rariny sy ny ara-dalàna no ijoroan’ny ao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka sy ireo kianja hafa ary dia olona vonona amin’izany hatramin’ny farany ireo tonga eny isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2013
Politique.Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana Tsy hanaiky hampihavanin’ny FFM

“Tsy hahomby ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy sy ny fampihavanana hotanterahiny ary izahay Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana izay anisan’ireo nampitondrain’izao fitondrana izao faisana dia tsy hanaiky ny hampihavanin’ireo olona nanimba ny fihavanana teto ary manainga ireo manam-panahy rehetra tsy hanaiky fampihavanana sy famotsoran-keloka kitoatoa toy io hanohanana ny ezaka himasoan’ny FFKM ary hiara-mihevitra fampihavanana sy fifamelana tena izy fa tsy sarintsariny toy izao”, hoy ireo raiamandreny ara-panahy mivondrona ao amin’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana omaly raha nihaona tamin’ny mpanao gazety izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2013
Politique.Me Willy Razafinjatovo Ny mpitondra no mampitarazoka ny raharaha

“Mila finiavana politika ny fanatanterahana fifidianana. Fifidianana izay tokony hoeken’ny rehetra na ny Malagasy na ny fianakaviambe iraisam-pirenena”, hoy ny Me Willy Razafinjatovo na Olala.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2013
Politique.Sokela Naika Eliane Hiverina ho mpandraharaha rehefa tonga Ravalomanana

Andro iraisam-pirenen’ny vehivavy ny 08 martsa ka rariny loatra raha omem-boninahitra izy ireo. Andriambavilanitra iray mpanao politika avy amin’ny ankolafy Ravalomanana no vahiny anio dia i Naika Eliane.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2013
Politique.Mahazo vahana ny fitsaram-bahoaka Mikoropaka ny mpitondra

Tsy matoky ny fitsarana intsony ny vahoaka ka zary mahazo vahana ny fitsaram-bahoaka. Tamin’ity herinandro ity fotsiny dia tranga telo no niseho tamina faritra samihafa.

Hamaky ny tohiny
FTT