- Zoma 22 Martsa 2013
Politique.Magro Behoririka Tetezamita tsy misy Rajoelina vao mitsangana ny fampihavanana tarihan’ny Pr Zafy
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hisokatra afaka telo herinandro ny fametrahana antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho filoham-pirenena voalohan’ny Repoblika faha-4. Mifamahofaho be ihany anefa ny resaka, ary maro ny adihevitra. Misy ny mbola be ahiahy, manana ny heviny ny Dr Randriamiandrisoa Joseph, minisitry ny tontolo iainana sy ny ala teo aloha, mpikambana ao amin’ny ankolafy Zafy Albert.
Hamaky ny tohinyManao tohivakana ny hetsika fifampiarahaban’ny Zanak’i Dada nahatratra ny taona manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohiny«Tsy handray anjara amin’ny fifidianana na filoham-pirenena na solombavambahoaka isika raha tsy tonga any Madagasikara aho».
Hamaky ny tohinyZary tany fady ireo minisitra mpomba an-dRajoelina ny Lapan’i Mahazoarivo tato ho ato. Manao tsidi-pahitra, zara raha miatrika filankevitry ny governemanta.
Hamaky ny tohinyNisoko mangina tany ny raharaha manodidina ireo fandrobana nitranga tamin’ny “Alatsinainy Mainty”, 26 janoary 2009 ary dia zava-doza no fitrangany ankehitriny.
Hamaky ny tohiny