- Alatsinainy 25 Martsa 2013
Politique.Fifidianana Hataon’ny tanora TIM andrimaso
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Manizingizina hatrany ireo zanak’i Dada fa tsy maintsy tafody an-tanindrazana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, izay vao miresaka fifidianana izany.
Hamaky ny tohinyTsy dia nifanotofana tahaka ny seza rehetra nifampizarana tato anatin’ny fitondrana tetezamita ny toeran’ny filohan’ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy na ny FFM.
Hamaky ny tohinyNafanafana ny fanehoan-kevitra ary niakatrakatra ny feo tao amin’ny kianjan’ny Magro Antsirabe ny sabotsy 23 martsa lasa teo. Ireo izay nandray fitenenana dia samy namatrapatratra ka anisan’ny lasibatra tamin’izany indray ny ambasadaoro frantsay miasa sy monina eto Madagasikara, François Goldblatt.
Hamaky ny tohinyNiainga teo amin’ny Foibe 67 ha ireo mpikatroka kung-fu niandahy niambavy manodidina ny 6.000 isa ary namakivaky an’Ampefiloha, Anosy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny