• Alarobia 20 Martsa 2013
Politique.Politika any Alaotra Mangoro Efa lozitry ny fihatsarambelatsihy

Mahavaka ny sain’ny vahoaka any Alaotra Mangoro ny mahita ny fihetsiky ny mpanao politika any an-toerana mifamingana sy mifampitsikera fa manadino ny tena fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Martsa 2013
Politique.Kaominina Antsirabe I Nailika ireo filoham-pokontany tsy akama

Mbola mitohy ny fanesorana sefom-pokontany ao Antsirabe renivohitr’i Vakinankaratra. Teo aloha dia ny avy amin’ny Antoko Tiako I Madagasikara no lasibatra. Manomboka voakasika ihany koa ireo hafa amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Martsa 2013
Politique.Vondrona Politika GRAPPE “Izay manaja ny fahamarinana no namanay”

Mijoro ao Toamasina ny vondrona politika antsoina hoe : GRAPPE na “Groupement Régional des Associations et des Partis Politiques de l’Est”, izay nadikan’ireo mpikambana ihany koa hoe : “TAMBABE”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2013
AMF.3FM Handray fanapahan-kevitra politika aorian’ny filankevi-pireneny

Anisan’ireo delegasion’ny mpanao politika mpikambana ao amin’ny ankolafy Ravalomanana nihaona voalohany tamin-dRtoa Lalao Ravalomanana niaraka tamin’ny Teza sy MFM ary ny TIM ny antoko AMF/3FM nosoloin’ny filoha mpanorina azy, ny Révérend Andrianalijohn Ndriamanampy Emmanuel.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana Vaky i Fianarantsoa

Ela ny ela ! Raha nisary zoro in-telo niantoana tao Fianarantsoa ny Tiako I Madagasikara sy ny ankolafy Ravalomanana tao anatin’izay efa-taonan’ny krizy izay, noho ny hery famoretana sy ny fanenjehana ary fanaovana hazalambo ireo zanak’i Dada, nataon’ny mpitondra ao an-tanàna dia vaky ny sehatra tamin’ity indray mitoraka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2013
Politique.AREMA Alaotra Mangoro Mitaky ny fanatanterahana ny fihaonan’ny filoha efa-dahy

Nandritra ny tafa nataon’ny mpandrindram-paritra ny antoko Arema Alaotra Mangoro Rakotomaharo Hoby tamin’ny mpanao gazety tao Ambatondrazaka ny faran’ny herinandro teo no nanehoan’ny Arema any an-toerana ny heviny mahakasika ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT