- Alakamisy 21 Martsa 2013
Politique.PDS - Lehiben’ny Faritra Vaky ny ady ao Antsirabe
Vaky ny ady eo amin’ny lehiben’ny Faritra Vakinankaratra, Razanakolona Paul sy ny filohan’ny delegasiona manokan’ny tanànan’Antsirabe I, Razafindrainony Lala Marie Beryl mahakasika ny fitondran’ny Faritra ireo lehibem-pokontany nitsangantsangana any Manakara.
Hamaky ny tohiny
