• Alatsinainy 25 Martsa 2013
Politique.Marc Ravalomanana “Nampianatra anay hanao ny marina iny lehilahy iny”, hoy i Zafilahy Stanislas

Ny fahatongavan’i Dada no laharam-pahamehana fa tsy fifidianana, hoy i Zafilahy Stanislas tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2013
AMF.3FM Tokony haverina any aminy ireo miaramila frantsay sy Ingahy Goldblatt

Tsy ekena ny ady an-trano tadiavin’Ingahy Goldblatt hasesika eto amintsika, hoy ny antoko AMF/3FM tarihan’ny Rév. Andrianalijohn Ndrimanampy tafaresaka tamin’ny mpampita vaovao omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2013
Politique.CT Rajaonarison Lisinirina Mampirisika ny vehivavy hiatrika ny fampandrosoana

Tsy mitarain-tana-miempaka amin’ny fampandrosoana ara-tsosialy ataony ao Amoron’i Mania ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita Rajaonarison Lisinirina na CT Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2013
Politique.DOnak'afo : Manakorontana

Mitombo hatrany ireo fikambanana iraisam-pirenena mamatsy ara-bola ny CENIT mba hanatanterahana ny fifidianana eto amintsika, handrotsaka iray tapitrisa dolara ao amin’ny Basket Fund indray amin’ity anio ny Vaomieran’ny ranomasimbe indiana (COI), midika izany fa tsy olana ny resa-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2013
Politique.Dr Kolo Roger Olom-baovao, te hanova

Toerana famolavolana kandida filoham-pirenena ve any andafin’ny riaka any sa ny fitiavan-tanindrazana no tena mipololotra ao anaty ka manosika ireo Malagasy niasa na nila ravinahitra tany ivelany tany hirotsaka hofidianana filoham-pirenena ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2013
Politique.Hajo Andrianainarivelo Tratry ny angaredona

Atahoran’ny sasantsasany amin’ireo mpanohana ny filohan’ny tetezamita mafy ny firotsahan’ny Praiminisitra lefitra Hajo Andrianainarivelo amin’ny fifidianana filoham-pirenena, ka miseho lany ankehitriny ny fanenjehana azy amin’izay ataony rehetra.

Hamaky ny tohiny
FTT