• Talata 02 Aprily 2013
Politique.Mpikambana ao amin’ny CES Tsy mbola voatendry ara-dalàna ?

Tsy mbola misy hatramin’izao ny didim-panjakana manendry ireo mpikambana ao amin’ny Cour electorale Speciale na CES , izay rafitra manokana natsangana mba handray sy handinika ny antontan-taratasin’ireo kandida amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2013
Politique.Tabera Randriamanantsoa Mivoy mafy ny federalisma ?

Daty tsy nohadinoin’ireo “federalista” Toamasina ny 31 martsa namoizan’izy ireo ny namany ny taona 1991, izay lavon’ny balan’ny tafika nandritra ny tolona nataon’izy ireo ny fametrahana ny fanjakana federaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2013
Politique.Magro Antsirabe Tsy sahy nanakiana ny Frantsay Rajoelina

Tsy nahasakana ireo mpitolona tsy hifamotoana tao amin’ny kianja Magro Antsirabe ny fetin’ny Paska mahoraka tao Antsirabe, fa dia mbola tonga maro hatrany ireo mpitolona mpandala ny ara-dalàna ny sabotsy 30 Martsa 2013 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2013
Politique.Magro Behoririka Tsy ekena ny tandrametaka…

Hafa kely ny ambiansy teny amin’ny Magro ny sabotsy 30 Martsa lasa teo satria tafara-dia teny an-kianja indray ny zanak’i Dada sy ny ankolafy Zafy. Fotoana nihaonana nampivondronana ny hery sy nilazana ny zava-misy marina. Fotoana nahafahana namaky bantsilana ihany koa ny kabary ambony vavahady mahazatra an’i Andry Rajoelina, izay toa tsapa fa tsy mahafantatra tsara ny tantaran’i Madagasikara akory na mahafantatra ihany fa tena minia manova azy mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2013
Politique.Firaisamonim-pirenena Manohana ny FFKM

Taorian’ny antso avo nataon’ny FFKM ny amin’ny hampihaonana ireo vondrona politika eto Madagasikara sy ny hirosoana amin’ny fanelanelanana dia nanapa-kevitra ny vondron’ny firaisamonim-pirenena sy ny olom-pirenena fa hofoanana ilay tanàna maty na « ville morte » nokasaina hotanterahana eto Antananarivo ny zoma 5 aprily ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2013
Politique.AREMA Tôlagnaro Manomboka mamondrona ny heriny

Manetsika ny mpikambana eny ifotony ny Arema. Tany Tolagnaro dia nihaona in-droa miantaona tamin’ireo mpikambana Arema tany an-drenenivohitra Anôsy ny mpandrindram-paritry ny Arema CST Razanadahy Bonaventure ny herinandro lasa iny.

Hamaky ny tohiny
FTT