- Alakamisy 04 Aprily 2013
Politique.Atoa Lercia Kandidà ho filoham-pirenena Malagasy vaovao koa
Nanambara ofisialy nanoloana ny mpanao gazety tetsy amin’ny Hotel de France Analakely omaly Atoa Lercia mpandraharaha avy any Toliara II sady filohan’ny « Association » AVO (Andao Vahana ny Olana) fa ho anisan’ireo ho kandidà amin’ny fifidianana ho filoham-pirenen’ny Repoblika faha-4 eto Madagasikara ihany koa.
Hamaky ny tohiny