• Talata 09 Aprily 2013
Politique.Filankevitry ny governemanta Tsy eo i Beriziky, i Hajo no hitarika

Tsy eto an-toerana fa mamita iraka any ivelany efa andro vitsivitsy izao ny Praiminisitra Beriziky Omer

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2013
Politique.Rahajason - Ravatomanga Hanohana an’i Roland Ratsiraka ?

May Ambondrona ! Vao mainka mampizarazara ny mpomba ny FAT ny fisafidianan’ny TGV nandritra ny kongresiny an’i Edgard Razafindravahy ho kandidan’ny antoko.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2013
Politique.PATRAM Vonona haka fahefana hialana amin’ny fanararaotana

Tafatsangana ny antokon’ny mpiasa eto Madagasikara na ny PATRAM «Parti des Travailleurs Malgaches» izay manana tarigetra ny hanova ny fomba fanaovana politika eto Madagasikara ka hiaro ny vahoaka sy ny mpiasa tsy ankanavaka amin’ny ankapobeny fa tsy natao ho fiarovana olom-bitsy fotsiny tahaka ny nahazatra hatrizay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2013
Politique.Fiainam-pirenena 20 andro hanova zavatra

Ny ankolafy Ravalomanana sisa no hany tsy nanolotra kandida amin’ireo vondrona politika heverina fa goavana eto Madagasikara amin’izao herinandro voalohany nisokafan’ny fandraisana ny dosien’ireo kandida ho filoha izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2013
Politique.Fa inona no tanjona ?

Hanomboka anio ny fandraisana ny antontan-taratasin’ireo ho kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena, hotanterahana ny 24 jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT