- Alarobia 10 Aprily 2013
Politique.CST Rakotonirina Lovanantenaina Afaka tanteraka tamin’ny fanenjehana azy ary tsy miala amin’i Dada
Feno roa taona katroka tamin’ity taona 2013 ity no nisamborana an’ny Depioten’Ambositra Rakotonirina Lovanantenaina tao Amboatavo-Itaosy Antananarivo noho ilay resaka «Radion’ny Gasy».
Hamaky ny tohiny
