• Alarobia 10 Aprily 2013
Politique.Voninahitsy Jean Eugène Nahazo famotsoran-keloka koa

Raha nisy ny zavatra tena nandrandrain’ny filohan’ny Les AS Voninahitsy Jean Eugène tamin’ity fitondrana ity dia ny hahazoany famotsoran-keloka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2013
Politique.Doudou Michel Nipoitra indray

Manatona ny datin’ny 24 jolay 2013 hanatanterahana ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Manomboka miseho masoandro indray ireo mpanao politika tsy dia re feo firy fa nilentika tany fotoana maro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2013
Politique.Donak'afo : Tsy mahazaka demokrasia

Hita tamin’ny sabotsy lasa teo teny Andranomena fa tsy mbola mahazaka demokrasia sy ny hevitry ny maro an’isa ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2013
Politique.Hajo - Lahiniriko - Roland Ratsiraka “Tiercé” omaly teny Ambohidahy

Kandida filoham-pirenena telo lahy no nisantatra ny fametrahana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana teny anivon’ny CES Ambohidahy omaly maraina. Nisantatra azy i Hajo Andrianainarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2013
Politique.FFM Ho fantatra anio ny Filohany

Anio talata 09 aprily no hifidianana ny filohan’ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy na ny FFM, araka ny fifandaminana anatin’ity rafitra ity dia mikaroka ny marimaritra iraisana ny amin’izay hotendrena ho filoha tamin’ireo kandida nahafeno ny fepetra ny mpikambana 44.

Hamaky ny tohiny
FTT