• Zoma 05 Aprily 2013
Politique.Marc Ravalomanana tetsy Behoririka Misy fetrany ny zavatra rehetra

Niditra nivantana an-telefaonina tao amin’ny Kianjan’ny Finoana Magro Behoririka omaly alakamisy 4 aprily i Dada.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2013
Politique.Misavoritaka

Andro lehibe ho an’ny TGV ny anio sy ny rahampitso satria tsy maintsy hifanaraka amin’izay anarana kandida atolotra hifaninana amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny kongresy eny Andranomena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2013
Politique.Magro Behoririka Hirohatra eny amin’ny SADC

Nafana na dia andro alakamisy aza ny tao amin’ny Magro Behoririka omaly. “Maninona no ekena avokoa ny ataon-dRajoelina ?”, hoy i Lalatiana ao amin’ny KMFB. Ampahoriana amin’ny fitadiavana ilay Malagasy, hoy Mme Charline Andrefan’Iarivo, paikady frantsay manerana an’i Afrika zanataniny izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2013
Politique.Andry Rajoelina Mipitrapitra sisa !

Malok’endrika, tsy mitsikitsiky tahaka ny fanaony, tsy be resaka, tahaka ny lasa vinany izany ny fahitana ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina teny amin’ny fitsarana an-tampony Anosy omaly maraina raha nanatrika ny fianianan’ireo mpikambana ao amin’ny CES (cour electorale speciale).

Hamaky ny tohiny
FTT