- Alatsinainy 08 Aprily 2013
Politique.Kandidan’ny TGV Fombafomba sisa no teny Andranomena
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
“Faly aho miresaka aminareo vahoaka ato amin’ny Faritra Amoron’i Mania. Sahirana ny firenentsika, mijaly ny vahoaka Malagasy noho ny asan-dahalo sy tsy filaminana isan-karazany, mitombo isa ny zaza Malagasy tsy afa-mianatra… Aza matahotra fa tsy maintsy ho avy aho hamerina amin’ny laoniny ny firenentsika”.
Hamaky ny tohinyVoaporofo tany Ambatondrazaka ny faran’ny herinandro teo indray fa mbola betsaka ireo Malagasy miandrandra ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana eto an-tanindrazana.
Hamaky ny tohinyEfa mikarakara sy mijery ny paikady ny amin’ny fampodiana an-tanindrazana ny filoha Marc Ravalomanana ny SADC sy ny Troika amin’ity herinandro.
Hamaky ny tohinyNahavita fianianana teny amin’ny fitsarana an-tampony Anosy ireo mpitsara 8 mianadahy mpikambana ao amin’ny fitsarana manokana momba ny fifidianana na CES (Cour Electorale Speciale).
Hamaky ny tohiny