- Alatsinainy 06 Mey 2013
Politique.Andry Rajoelina Ohatra ratsy
Ny olona tavela any ivelany aza tsy fidiny, ka ny eto an-toerana nahazo fanasana amin’ny fomba ofisialy indray no miavonavona.
Hamaky ny tohinyNy olona tavela any ivelany aza tsy fidiny, ka ny eto an-toerana nahazo fanasana amin’ny fomba ofisialy indray no miavonavona.
Hamaky ny tohinyNaneho ny heriny ny ankolafy Ravalomanana ao Toamasina.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Ankizy vao 13 taona indray no lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana tany Mananara Avaratra ny faran’ny herinandro teo, vokatry ny fifandonana teo amin’ny mponina sy ny polisy tany an-toerana.
Hamaky ny tohinyNitsingerina omaly alahady 5 mey ny nanaovan’ny fitondrana FAT sarika am-pandriana ny namana mpanao gazetin’ny Radio Mada fahiny, Evariste Ramanantsoavina.
Hamaky ny tohinyVoaporofo indray izao fa tsy azo ihodivirana i Marc Ravalomanana ! Tsy nisy fiovana firy tamin’ny vaovao efa nivoaka sy ny feo re tetsy sy teroa, ny fehin-kevitra navoakan’ny mpizaika, nandritra ilay dinika nokarakarain’ny FFKM teny amin’ny CCI Ivato izay nifarana omaly hariva fa dia voarakitra tao ny tokony hananganana tetezamita vaovao, ny handrafetana tondrozotra vaovao.
Hamaky ny tohiny